• Zoma 24 Aprily 2020
Any Ivelany.Maneran-tany 65 155 indray voa omaly, 5033 indray maty

2 700 871 raha kely indrindra no voa maneran-tany, ka ny 65 155 dia tao anatin’ny 24ora farany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aprily 2020
Any Ivelany.Maneran-tany 4654 no maty tao anatin’ny iray andro

Nahatratra 2 606 632 ireo olona voamarina fa voa eto ambonin’ny tany, 182 113 ny maty, ka ny 4654 tamin’ireo dia tao anatin’ny 24ora. Somary nihena ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aprily 2020
Any Ivelany.Etazonia Maherin’ny 40 000 maty

Mananontanina ny 170 000 latsaka kely ny maty maneran-tany, ary 2 400 000 mahery no voa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aprily 2020
Any Ivelany.Sidina manokana mankany Frantsa sy La Réunion Neken’ny fitondram-panjakana Malagasy

Hisy ny sidina manokana mankany Paris - Frantsa sy La Réunion araka ny fampitam-baovao teo anivon’ny Masoivoho frantsay eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aprily 2020
Any Ivelany.Etazonia 1891 ny maty tao anatin’ny iray andro

160 502 ny isan’ny maty maneran-tany hetreto raha kely indrindra, 2 281 334 ny voa. Nahatratra 1891 ny maty tany Etazonia tao anatin’ny 24 ora farany, ka nampiakatra ny isan’ny maty rehetra ho 38 664 raha kely indrindra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aprily 2020
Any Ivelany.Antanimora Voafonja 114 tsy maintsy hatao fitiliana

Voafonja 114 no indray hatao fitiliana iadiana amin’ny tsimok’aretina coronavirus ao amin’ny fonjaben’Antanimora.

Hamaky ny tohiny
FTT